- Maraina
"Fa
tahaka ny hahavon'ny lanitra ambonin'ny tany No haben'ny famindram-pony
amin'izay matahotra Azy. Tahaka ny halavitry ny atsinanana amin'ny andrefana No
halavitry ny anesorany ny fahotantsika amintsika." Salamo 103:11-12
- Antoandro
"Hoy
Jesosy taminy: Satria nahita Ahy ianao, dia nino; sambatra kosa izay tsy
nahita, nefa nino." Jaona 20: 29
- Alina
"Koa
amin'izany, ry rahalahy malalako, dia miorena tsara, aza miova, ary mahefà be
mandrakariva amin'ny asan'ny Tompo, satria fantatrareo fa tsy ho foana tsy
akory ny fikelezanareo aina ao amin'ny Tompo." I Korintiana 15:58