Fa niteny Izy, dia tonga izay voalazany; nandidy Izy, dia nisy avy hatrany ireny. Salamo 33 :9 (DIEM)
Jehovah o, Hianao no ialofako, aoka tsy ho menatra
akory mandrakizay aho; vonjeo amin'ny fahamarinanao aho. Atongilano
amiko ny sofinao, faingana hamonjy ahy; aoka ho vatolampiko fiarovana
mafy Hianao sy batery fiarovana hamonjena ahy. Salamo 31:1-2
Ataovy marina ny alehan'ny tongotrao, ary aoka ho mahitsy ny lalanao rehetra. Ohabolana 4:26 (Katôlika)