- Maraina
"Raha amin'izao fiainana izao ihany no anantenantsika
an'i Kristy, dia mahantra indrindra noho ny olona rehetra isika". 1
Korintiana 15:19
- Antoandro
"Tafio avokoa ny fiadian'Andriamanitra, mba
hahazoanareo hifahatra amin'ny fanangolen'ny devoly." Efesiana 6:11
- Alina
"Fa fantatrareo ny fahasoavan'i Jesosy Kristy
Tompontsika, fa na dia nanan-karena aza Izy, dia tonga malahelo noho ny
aminareo, mba hampanan-karena anareo ny alahelony." 2 Korintiana 8:9