Manana ondry hafa izay tsy avy amin'ity vala
ity aho; ireny koa dia tsy maintsy tarihiko, ka hihaino ny feoko ary ho
tonga andiany tokana entin'ny mpiandry tokana. Johany 10:16 (DIEM)
Anaka, ny finoanao no nahasitrana anao: mandehana soa aman-tsara, ary sitràna amin’ ny aretinao. Marka 5 :34
Koa fantaro ary fa sady mora fo Andriamanitra no sarotiny koa. Romanina 11:22 (Katôlika)