vendredi 30 décembre 2011

Salamo 103:11-12; Jaona 20: 29; I Korintiana 15:58

  • Maraina
"Fa tahaka ny hahavon'ny lanitra ambonin'ny tany No haben'ny famindram-pony amin'izay matahotra Azy. Tahaka ny halavitry ny atsinanana amin'ny andrefana No halavitry ny anesorany ny fahotantsika amintsika." Salamo 103:11-12

  • Antoandro
"Hoy Jesosy taminy: Satria nahita Ahy ianao, dia nino; sambatra kosa izay tsy nahita, nefa nino." Jaona 20: 29

  • Alina
"Koa amin'izany, ry rahalahy malalako, dia miorena tsara, aza miova, ary mahefà be mandrakariva amin'ny asan'ny Tompo, satria fantatrareo fa tsy ho foana tsy akory ny fikelezanareo aina ao amin'ny Tompo." I Korintiana 15:58