- Maraina
« Omeko saina hendry sy mahay manavaka ianao.
Ary na izay tsy nangatahinao aza dia omeko anao koa, dia harena
amam-boninahitra.»1
MPANJAKA 3:12a-13a (DIEM)
- Antoandro
« Lazaiko aminao marina dia marina tokoa: Raha tsy ateraka indray ny
olona, dia tsy mahazo mahita ny fanjakan'Andriamanitra».Jaona
3:3
- Alina
« Manantenà ny Tompo! Matokia ka herezo ny fonao! Manantenà ny Tompo!» Salamo 27:14 (Katôlika)