- Maraina
TOMPO o, nandinika ahy Ianao ka fantatrao avokoa ny momba ahy. Mahagaga loatra amiko ny fahalalanao ahy; avo tokoa izany, ka tsy takatro velively. SALAMO 139:1-16 (DIEM)
- Antoandro
Tsara Jehovah amin'izay manantena Azy, dia amin'ny olona izay mitady Azy. FITOMANIANA 3:25
- Alina
Fa Izaho Tompo
dia tia ny rariny, halako ny fandrobana mbamin'ny tsy fahamarinana. IZAIA 61:8A (KATÔLIKA)