dimanche 25 décembre 2011

Lioka 2:10-11; Kolosiana 2: 6-7; Matio 2:6


  • Maraina
 "Ary hoy ny anjely taminy: Aza matahotra; fa, indro, milaza teny soa mahafaly aminareo aho, dia fifaliana lehibe izay ho an'ny olona rehetra; fa MPAMONJY NO TERAKA HO ANAREO anie ao an-tanànan'i Davida, dia Kristy Tompo." Lioka 2:10-11

  • Antoandro
 "Koa tahaka ny nandraisanareo an'i Kristy Jesosy Tompo, dia mandehana ao aminy araka izany koa, ka mamaka tsara sy miorina mafy ao aminy ary tafatoetra amin'ny finoana, toy ny efa nampianarana anareo, ka mazoto amin'ny fisaorana." Kolosiana 2: 6-7

  • Alina
 "Ahy hianao ry Betlehema,... Fa avy ao aminao no hivoahan'Izay anankiray ho Mpanapaka, Ka Izy no ho Mpiandry ny Israely oloko." Matio 2:6