dimanche 27 novembre 2011

Kolosiana 3:23-24; Apokalypsy 2: 10b; Salamo 146:2


  • Maraina
"Na inona na inona no ataonareo, dia ataovy amin'ny fo, tahaka ny ho an'ny Tompo, fa tsy ho an'olona, satria fantatrareo fa ny Tompo no handraisanareo ny lova ho valiny; fa manompo an'i Kristy Tompo ianareo". Kolosiana 3:23-24

  • Antoandro
"Aoka ho mahatoky hatramin'ny fahafatesana ianao, dia homeko anao ny satro-boninahitra fiainana." Apokalypsy 2: 10b

  • Alina
"Hidera an'i Jehovah aho, raha mbola miaina koa; Eny, hankalaza an'Andriamanitra aho, raha mbola velona aina koa." Salamo 146:2