- Maraina
"Ary Jesosy niteny tamin'ny olona indray ka nanao hoe:
Izaho no fahazavan'izao tontolo izao; izay manaraka Ahy tsy mba handeha amin'ny
maizina, fa hanana ny fahazavan'aina." Jaona 8:12
- Antoandro
"Iza
no hahasaraka antsika amin'ny fitiavan'i Kristy? Fahoriana va, sa
fahantrana, sa fanenjehana, sa mosary, sa fitanjahana, sa loza, sa
sabatra?" Romana 8:35
- Alina
"Tataovan-doza izao tontolo izao satria betsaka ny
toe-javatra mitarika amin'ny ratsy! Eny, tsy maintsy hisy ny toe-javatra
mitarika amin'ny ratsy, kanefa mampalahelo izay olona hahatonga izany!" Matio
18:7 DIEM