lundi 2 juillet 2012

Aim-panahy isan'andro

  • Maraina
Ialao izao faharatsianao izao ary mangataha amin'ny Tompo mba hamelany izany fihevitry ny fonao izany. ASAN'NY APOSTOLY 8:22 (DIEM)

  • Antoandro
Ny teny malemy dia hazon'aina; Fa ny vava ratsy mandratra ny fanahy. OHABOLANA 15:4

  • Alina
Koa mivaloza, ary mibebaha, mba hovonoina ny helokareo. ASAN'NY APOSTOLY 3:19 (KATÔLIKA)