- Maraina
« Antsoy mafy ihany fa andriamanitra izy, ka sao
dia maro herehina na koa mbola varian-dresaka, na misy dia nalehany, na
koa matory angamba izy ka mila hofohazina » 1
MPANJAKA 18:27 (DIEM)
- Antoandro
« Diniho ny tenanareo, na mitoetra amin'ny finoana
ianareo, na tsia; izahao toetra ny tenanareo. Moa tsy fantatrareo va ny
amin'ny tenanareo, FA AO ANATINAREO JESOSY KRISTY, raha tsy olona
nolavina ianareo ? » 2
Korintiana 13:5
- Alina
« Ny zatovo mety sasatra, ary ny tanora mety
hangozohozo; fa izay miankina amin'ny Tompo kosa dia mamelombelon-kery
hatrany, misidina avo toy ny voromahery, mihazakazaka tsy hahalala
sasatra, mandroso ka tsy hahatsiaro vizana. » Izaia
40:30-31 (Katôlika)