Maraina
"Fa
izay rehetra miantso ny anaran'ny Tompo no hovonjena". Romana 10:13
Antoandro
"Fa ny
fihevitro tsy fihevitrareo ary ny lalanareo kosa tsy mba lalako, hoy Jehovah.
Fa tahaka ny hahavon'ny lanitra noho ny tany no hahavon'ny lalako noho ny
lalanareo sy ny fihevitro noho ny fihevitrareo." Isaia 55:8-9
Alina
"Izao
kosa no navalin'i Jesoa azy ireo: Ny sakafoko dia ny manao ny sitrapon'Ilay
naniraka Ahy sy ny manatanteraka ny asa nampanaoviny Ahy." Jôhany 4:34
DIEM