- Maraina :
''Fa Izaho mahalala ny hevitra iheverako anareo, hoy
Jehovah, dia hevitra hahatonga fiadanana, fa tsy loza, mba hanome anareo
fanantenana ny amin'ny farany". Jeremia 29:11
- Antoandro :
"Ny valin'ny fanetren-tena sy ny fahatahorana an'i Jehovah
dia harena sy voninahitra ary fiainana. Izay manana maso miantra hotahina, satria anomezany ho an'ny malahelo ny
haniny". Ohabolana 22: 4; 9
- Alina :
"Voageja manodidina izahay, nefa tsy tery; very hevitra, nefa
tsy mamoy fo;enjehina, nefa tsy nafoy, potraka, nefa tsy maty; mitondra ny
fahafatesan'i Jesosy mandrakariva ao amin'ny tena izahay, mba haseho ao amin'ny
tenanay koa ny fiainan'i Jesosy". 2Kor 4:8-10