mercredi 13 juin 2012

JAONA 1:49 (DIEM) ; DEOTERONOMIA 5:30 ; Joany 17:9 (Katôlika)

  • Maraina
Mpampianatra o, Ianao no Zanak'Andriamanitra, Ianao no Mpanjakan'i Israely! JAONA 1:49 (DIEM) 


  • Antoandro
"Fa ny lalana rehetra izay nandidian'i Jehovah Andriamanitrareo anareo no halehanareo, mba ho velona ianareo ka hahita soa, ary ho maro andro any amin'ny tany izay holovanareo." DEOTERONOMIA 5:30 

  • Alina
"Mangataka ho azy ireo Aho (Jesoa). Tsy mangataka ho an'izao tontolo izao Aho, fa ho an'izay nomenao Ahy, satria Anao izy ireo." Joany 17:9 (Katôlika)