Hoy ianao hoe: manan-karena sy efa nihary fananam-be aho ka tsy manan-java-mahory; kanjo tsy fantatrao fa ianao no ilay ory sy mampalahelo, mahantra sy jamba ary mitanjaka. APOKALIPSY 3:17 (DIEM)
"Aoka izay rehetra manam-pofonaina samy hidera an'i Jehovah. Haleloia." Salamo 150:6
"Fa ny vehivavy matahotra ny Tompo ihany no hoderaina. Aoka ny vokatra avy amin'ny tanany homena azy; ary aoka hitory fiderana eo am-bavahady ny asany." Ohabolana 30b-31 (Katôlika)