lundi 28 novembre 2011

Lioka 12:33-34; 1 Korintiana 10:23-24; Isaia 57:21


  • Maraina
"Amidio ny fanananareo, ka manaova fiantrana; manaova kitapom-bola tsy mety ho tonta ho anareo, dia harena any an-danitra tsy mety ho lany, izay tsy azon'ny mpangalatra, sady tsy misy kalalao manimba. Fa izay itoeran'ny harenareo, dia ho any koa ny fonareo". Lioka 12:33-34

  • Antoandro
"Ny zavatra rehetra azo atao, nefa tsy ny zavatra rehetra no mahasoa; ny zavatra rehetra azo atao, nefa tsy ny zavatra rehetra no mampandroso.Aoka tsy hisy olona hitady ny hahasoa ny tenany, fa ny hahasoa ny namany."1 Korintiana 10:23-24

  • Alina
"Tsy misy fiadanana ho an'ny ratsy fanahy, hoy Andriamanitro." Isaia 57:21