- Maraina
"Isaorana anie ny anaran'Andriamanitra mandrakizay
mandrakizay, fa Azy ny fahendrena sy ny hery. Ary Izy no mandahatra ny andro sy
ny fotoana; Izy no manaisotra mpanjaka sy manangana mpanjaka; Izy no manome
fahendrena ho an'ny hendry sy fahalalana ho an'izay mazava saina". Daniela
2:20-21
- Antoandro
"Ny
ratsy fanahy mandositra, na dia tsy misy manenjika aza; Fa ny marina kosa dia
matoky toy ny liona tanora." Ohabolana 28:1
- Alina
"Mifankazara
amin'ny Tsitoha hianao, dia hiadana; Izany no hahatongavan'ny soa aminao."
Joba 22:21