- Maraina
Ry mpihatsaravelatsihy, esory aloha ny vatan-kazo eo
amin'ny masonao; izay ianao vao hahiratra tsara ka hahaisotra ny
tapak'ahitra eo amin'ny mason-kavana. MATIO 7:5 (DIEM)
- Antoandro
"Raha misy manatona Ahy ka tsy mihoatra ny itiavany ny rainy
sy ny reniny, ary ny vadiny sy ny zanany mbamin'ny mpiray tampo aminy
ary dia ny ainy aza no itiavany Ahy, dia tsy afaka ho mpianatro izy." Lioka 14:26