- Maraina
"Hiteraka Zazalahy izy, ary ny anarany hataonao hoe Jesosy*; fa Izy no
hamonjy ny olony ho afaka amin'ny fahotany" Matio 1:21
- Antoandro
"Tamin'ny voalohany ny Teny, ary ny Teny tao amin'Andriamanitra, ary ny
Teny dia Andriamanitra... Ary ny teny dia tonga nofo ka nonina tamintsika". Jaona 1: 1,
14
- Alina
"Ary
niteraka ny Lahimatoany izy, dia nohodidininy lamban-jaza ka nampandriny teo am-pihinanam-bilona;
fa tsy nisy nitoerany tao an-tranom-bahiny." Lioka 2:7