lundi 12 décembre 2011

Jaona 14:16-17; 1 Jaona 3: 15; 1 Jaona 3: 15


  • Maraina
“Ary Izaho hangataka amin'ny Ray, ary Izy hanome anareo Mpananatra hafa mba ho eo aminareo mandrakizay, dia ny Fanahin'ny fahamarinana, Izay tsy azon'izao tontolo izao horaisina, satria tsy hitany na fantany; fa ianareo no mahafantatra Azy, satria mitoetra eo aminareo Izy, ary ho ao anatinareo”. Jaona 14:16-17

  • Antoandro
"Izay rehetra mankahala ny rahalahiny dia mpamono olona; ary fantatrareo fa tsy mba misy mpamono olona manana fiainana mandrakizay mitoetra ao anatiny." 1 Jaona 3: 15

  • Alina
 "Fadio ny fanao ratsy rehetra" I Tesaloniana 5:22