- Maraina
« Enga anie ny TOMPO Andriamanitsika mba
hiaraka amintsika tahaka izay efa niarahany tamin’ireo razantsika ; tsy
hahafoy na handao antsika anie IZY, fa hampirona ny fontsika Aminy mba
hizorantsika araka ny sori-dalany rehetra ary hitandremantsika ny didy
aman-dalàna sy ny fitsipika izay nomeny an’ireo razantsika. »1
MPANJAKA 8 :57-58 (DIEM)
- Antoandro
"Fa hoy izaho: Mandehana araka ny Fanahy, dia tsy hahatanteraka
ny filan'ny nofo ianareo. Fa ny nofo manohitra ny Fanahy, ary ny Fanahy
manohitra ny nofo; ary mifanohitra izy roroa, mba tsy hahazoanaroeo
manao izay zavatra tianareo". Galatiana
5:16-17
- Alina
"Aza mimonomonona ianareo."Joany 6:43b (Katôlika)