jeudi 20 octobre 2011

Aim-panahy ho anao


  • Maraina
"Ary hiteny ianao amin'izany andro izany hoe: Hidera Anao aho, Jehovah ô; Fa na dia tezitra tamiko aza Hianao, dia afaka ny fahatezeranao, ka mampionona ahy Hianao. Indro, Andriamanitra no famonjena ahy; dia hatoky aho, fa tsy mba hatahotra; Fa Jehovah Tompo no heriko sy fiderako, fa efa famonjena ahy Izy." Isaia 12:1-2

  • Antoandro
"Aza mahafoy ny fiarahantsika miangona, tahaka ny fanaon'ny sasany, fa mifananara kosa, mainka satria hitanareo fa mihantomotra ny andro". Hebreo 10:25

  • Alina
"Fa ankehitriny kosa, hoy Jehovah,... fa izay manome voninahitra Ahy no homeko voninahitra, ary izay manamavo ahy no ho afa-baraka." 1Samoela 2:30b