- Maraina :
"Fa raha mandeha eo amin'ny mazava isika, tahaka Azy eo
amin'ny mazava, dia manana firaisana isika, ary ny ran'i Jesosy Zanany no
manadio antsika ho afaka amin'ny ota rehetra". 1 Jaona 1:7
- Antoandro :
"Ary hiposaka aminareo, izay matahotra ny anarako, ny
masoandron'ny fahamarinana, manana fanasitranana ao amin'ny tanany; ary hivoaka
ianareo ka hifalihavanja toy ny zanak'omby mifahy." Malakia 3:20
- Alina :
"Ary hoy indray Izy: Ry ilay taranak'olombelona, mandehana
mankany amin'ny Istaelita ka ampitao aminy ny teniko". EZEKIELA 3:4 (Version DIEM)