Ny fahoriana mahatonga faharetana; ny
faharetana mahatonga toetra voasedra; ny toetra voasedra mahatonga
fanantenana; ary ny fanantenana tsy mba manodoka, fa efa voarotsaka ao
am-pontsika ny fitiavan'Andriamanitra, tamin'ny alalan'ny Fanahy Masina Izay nomena antsika. Romanina 5:3-5 (DIEM)
Indro Izaho maniraka anareo tahaka ny
ondry eo afovoan'ny amboadia, ka mbà malina tahaka ny bibilava ianareo,
ary mbà tsotra toy ny voromahailala. Matio 10:16 (Katôlika)