- Maraina :
"Tompo ô, mandrenesa, Tompo ô, mamelà heloka; Tompo ô,
mihainoa, ka miasà; aza ela Hianao, ry Andriamanitro ô noho ny aminao; fa ny
tanànanao sy ny olonao dia nantsoina amin'ny anaranao". Daniela 9:19
- Antoandro :
"Aza manaraka izay andriamani-kafa amin'ireny andriamanitry
ny firenena manodidina anareo, fa Andriamanitra saro-piaro eo aminao Jehovah
Andriamanitrao, fandrao hirehitra aminao ny fahatezeran'i Jehovah
Andriamanitrao, ka hofongorany tsy ho eo ambonin'ny tany ianao". Deotoronomia
6:14-15
- Alina :
"Soa ihany
aho nampahorina, Mba hianarako ny didinao". Salamo 119:71