- Maraina
« Tsy hoe ianareo maro noho ny firenena hafa rehetra no
nampiraiki-po ny TOMPO taminareo sy nifidianany anareo, satria vitsy
noho ny firenena hafa rehetra aza ianareo, Fa raha nentin’ny TOMPO
tamin’ny fiarovana mahery ianareo sy navotany tamin’ny
toeram-panandevozana teo ambany fifehezan’ny Farao mpanjakan’i Ejipta,
dia satria TIAN’NY TOMPO IANAREO ary tandrovany aminareo ...ny fianianana nataony tamin’ny razambenareo. » DEOTERÔNÔMY
7:7-8 (DIEM)
- Antoandro
"Aoka tsy ho amin'ny fitiavam-bola ny toe-tsainareo, fa mianìna
amin'izay anananareo; fa hoy Izy: "Izaho tsy handao anao mihitsy na
hahafoy anao akory."Hebreo
13:5
- Alina
"Midodododo aho, fa tsy mangataka andro, hitandrina ny didinao." Salamo 119:60 (Katôlika)