- Maraina
"Ary ny fonareo no triatriaro, fa aza ny fitafianareo,
ary miverena amin'i Jehovah Andriamanitrareo; Fa mamindra fo sy miantra Izy,
mahari-po sady be famindram-po ary manenina ny amin'ny loza." Joela 2:13
- Antoandro
"Ary tiava an'i Jehovah Andriamanitrao amin'ny fonao
rehetra sy ny fanahinao rehetra ary ny herinao rehetra." Deoteronomia 6:5
- Alina
"Indro
ny mpanompoko hihorakora-pifaliana noho ny hasambarana ao am-pony." Isaià
65:14a DIEM