"Momba izay rehetra mitady Azy ny fiarovan'Andriamanitray, fa ny fahatezerany kosa hamely mafy izay rehetra mahafoy Azy". Hezra 8:22 (DIEM)
"Endrey ny hamamin'ny teninao, raha andramako! Mihoatra noho ny tantely ato am-bavako aza!" Salamo 119:103
"Ary rahefa mivavaka ianareo, dia aza mba
maro teny tahaka ny mpanompo sampy, fa atao ho ny hamaroan'ny teniny no
hihainoana azy." Matio 6:7 (Katôlika)