Ho fafazako
rano
madio
ianareo,
dia hadio;
eny,
hodioviko
ho afaka
amin'ny
fahalotoanareo
rehetra
sy
ny
fanompoan-tsampinareo
rehetra
ianareo.
Homeko
fo
vaovao
ianareo
ary
fanahy
vaovao
no hataoko
ao
anatinareo.
Ho esoriko
aminareo
ny
fo
tsy
miraika
toy
ny
vatoka
hosoloiko
fo
mora
anarina.
EZEKIELA 36:24-28 (DIEM)
Fa izay miandry an'i Jehovah dia mandroso hery kosa; Elatra no hiakarany tahaka ny voromahery; Hihazakazaka izy, nefa tsy ho sasatra; Handeha izy, nefa tsy ho reraka. ISAIA 40:31
Sambatra
ireo
mpanompo
tratran'ny
tompony
miambina
raha
tonga
izy.
LIOKA 12:37A (KATÔLIKA)