- Maraina
Avelao ny helokay, ary tahaka izany koa no amelanay izay meloka taminay. MATIO 6:12 (DIEM)
- Antoandro
"Mihainoa, ry Isiraely: Jehovah Andriamanitsika dia Jehovah iray ihany. Ary tiava an'i Jehovah Andriamanitrao amin'ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra ary ny herinao rehetra. Ary aoka ho ao am-ponao izao teny andidiako anao anio izao. Dia ampianaro tsara ny zanakao izany, ary resaho, na mipetraka ao an-tranonao ianao, na mandeha any an-dalana, na mandry, na mifoha" Deotoronomia 6:4-7
- Alina
"Ry malala, iriko ho toraka ny an'ny fanahinao koa ny fanambinana ny raharahanao rehetra amam-pahasalamanao." 3 Joany 2 (Katôlika)