dimanche 8 janvier 2012

Eksodosy 32:11a. 12b. 14; Ohabolana 14:12; Isaià 46:9b DIEM

  • Maraina
“Jehovah ô, nahoana ny fahatezeranao no mirehitra amin'ny olonao? Mialà amin'ny fahatezeranao mirehitra, ka manenena ny amin'ny loza izay hanjo ny olonao. Ary Jehovah dia nanenina ny amin'ny loza izay nokasainy hamelezana ny olony”. Eksodosy 32:11a. 12b. 14

  • Antoandro
"Misy lalana ataon'ny olona ho mahitsy, Kanjo lalana mivarina any amin'ny fahafatesana no iafarany." Ohabolana 14:12

  • Alina
"Izaho no Andriamanitra; ka zava-poana avokoa na inona na inona ampitahaina amiko." Isaià 46:9b DIEM