- Maraina
"Izao
no didiko, dia ny mba hifankatiavanareo tahaka ny nitiavako anareo." Jaona 15:12
- Antoandro
"Ary
noho izany izaho, mpifatotra noho ny amin'ny Tompo, dia mangataka aminareo mba
handeha miendrika ny fiantsoana izay niantsoana anareo amin'ny fanetren-tena
rehetra sy ny fahalemem-panahy, amin'ny fahari-po mandefitra amin'ny fitiavana,
mazoto mitana ny firaisana avy amin'ny Fanahy fehim-pihavanana." Efesiana
4: 1-3
- Alina
"Koa
hovalian'i Jehovah soa anie hianao noho ny nataonao tamiko androany." I
Samoela 24:20b