- Maraina :
"Lazaiko aminareo: Tsy fantatro na avy taiza na avy taiza
ianareo; mialà amiko, ianareo rehetra mpanao meloka". Lioka 13:27
- Antoandro :
"Fa Andriamanitra mampiseho ny fitiavany antsika, fa fony
mbola mpanota isika, dia maty hamonjy antsika Kristy. Koa mainka aza ny
hamonjeny antsika ho afaka amin'ny fahatezerana ankehitriny, rehefa
nohamarinina tamin'ny ràny isika". Romana 5:8-9
- Alina :