lundi 3 octobre 2011

Aim-panahy ho anao!


  • Maraina :
"Izao no nanehoana ny fitiavan'Andriamanitra antsika: Andriamanitra naniraka ny Zanani-lahy Tokana tamin'izao tontolo izao, mba hahavelona antsika amin'ny alalany". 1 Jaona 4:9

  • Antoandro :
"Tsy mofo ihany no hiveloman'ny olona, fa ny teny rehetra izay aloaky ny vavan'Andriamanitra (Deo. 8. 3)." Matio 4:4

  • Alina :
"Mitandrema fandrao misy mahalasa anareo ho babony amin'ny fahendren'olombelona sy ny famitahana foana: ny fampianarana ampitain'olombelona sy ny herin-javatr'izao tontolo izao no iorenan'izany fa tsy i Kristy." Kolosianina 2:8 (Version DIEM)