Atsaharo ny fitokiana amin'olombelona fa fofonaina miserana ihany izy ka tsy misy lanjany akory! Isaia 2:22 (DIEM)
Ento ny ziogako, ka mianara amiko; fa malemy fanahy
sady tsy miavona am-po Aho; dia hahita fitsaharana ho an'ny fanahinareo
ianareo. Matio 11:29
Ny atao hoe mpaniratsira dia izay be
rehaka sy feno avona; ka mirehaka mihoa-pampana izy amin'ny ataony. Ohabolana 21:24 (Katôlika)