- Maraina
"Raha misy ta-hanaraka Ahy, dia aoka izy handà ny
tenany sy hitondra ny hazo fijaliany ka hanaraka Ahy. Fa na iza na iza no
ta-hamonjy ny ainy, dia hahavery azy; ary na iza na iza no hahavery ny ainy
noho ny amiko sy ny filazantsara, dia hamonjy izany." Marka 8:34-35
- Antoandro
"Miandrasa an'i Jehovah ianao; matokia, ary aoka hahery
ny fonao; eny, miandrasa an'i Jehovah." Salamo 27:14
- Alina
"Nefa
maniria fatratra ny fanomezam-pahasoavana lehibe indrindra; ary, indro, izay
lalàna tsara indrindra no atoroko anareo." I Korintiana 12:31