- Maraina
"Izaho
no tena voaloboka, ary ny Raiko no mpamboatra. Ny sampany rehetra eo amiko izay
tsy mamoa dia esoriny; fa ny sampany rehetra izay mamoa kosa dia amboariny, mba
hamoa bebe kokoa. Efa madio rahateo ianareo noho ny teniko, izay nolazaiko taminareo."
Jaona 15:1-3
- Antoandro
"Ary
hoy Jesosy: Raiko o, mamela ny helony, fa tsy fantany izay ataony." Lioka
23:34a
- Alina
"Satria
efa nitandrina ny teniko ny amin'ny faharetana hianao, Izaho kosa hiaro anao ho
voavonjy amin'ny andron'ny fakam-panahy izay efa hihatra amin'izao tontolo izao
ho fizahan-toetra izay monina ambonin'ny tany." Apokalypsy 3:10