- Maraina
"Marina tokoa fa Zanak'Andriamanitra io Lehilahy io." Matio 27:54
- Antoandro
"Mahatoky izao teny izao: Fa raha miara-maty aminy isika, dia
hiara-belona aminy koa; raha miaritra isika, dia hiara-manjaka aminy; raha
mandà Azy isika, Izy kosa handà antsika;" 2 Timoty2:11-12
- Alina
"Fa mahagaga amin'ny fisainana Izy ary mahatalanjona amin'ny
fahendrena." Isaia
28:29b