mardi 15 novembre 2011

Matio 6:24; Ohabolana 11:11; Salamo 37:4


  • Maraina
"Tsy misy olona mahay manompo tompo roa; fa ny anankiray ho halany, ary ny anankiray ho tiany; na ny anankiray hombany, ary ny anankiray hohamavoiny. Tsy mahay manompo an'Andriamanitra sy Mamôna ianareo." Matio 6:24

  • Antoandro
"Ny fisaoran'ny marina no isandratan'ny tanàna; Fa ny vavan'ny ratsy fanahy no aharavany." Ohabolana 11:11

  • Alina
"Ary miravoravoa amin'i Jehovah hianao, Dia homeny anao izay irin'ny fonao”. Salamo 37:4