- Maraina
"Aza
malahelo ny fonareo; minoa an'Andriamanitra, ary minoa Ahy koa. Ao an-tranon'ny
Raiko misy fitoerana maro; raha tsy izany, dia efa nilaza taminareo Aho; fa
handeha hamboatra fitoerana ho anareo Aho. Ary raha handeha hamboatra fitoerana
ho anareo Aho, dia ho avy indray ka handray anareo ho any amiko, ka izay
itoerako no hitoeranareo koa. Ary fantatrareo koa ny lalana ho any amin'izay
halehako. " Jaona 14:1-4
- Antoandro
"Ny
valin'ny fanetren-tena sy ny fahatahorana an'i Jehovah Dia harena sy
voninahitra ary fiainana." Ohabolana 22:4
- Alina
"Ny
harena azo am-pahamaikana dia mihena an-toerana; fa izay manangona izany
tsikelikely no mampitombo azy." Ohabolana 13:11 DIEM