- Maraina
Koa mieke heloka ianareo samy ianareo, ary mifampivavaha mba hahasitrana anareo; fa mahery fiasa tokoa ny fivavaky ny olo-marina. JAKOBA 5:16 (DIEM)
- Antoandro
Aoka tsy handao anao ny famindram-po sy ny fahamarinana; Afehezo eo am-bozonao izany, Ary soraty ao amin'ny fonao tahaka ny amin'ny vato fisaka. OHABOLANA 3:3
- Alina
Na dia miteny
amin'ny fitenin'ny olona sy ny anjely aza aho, nefa tsy manana ny fitiavana,
dia tonga varahina maneno sy kipantsona mikarantsana fotsiny aho. 1 KORINTIANINA 13:1 (KATÔLIKA)