jeudi 5 juillet 2012

Aim-panahy isan'andro

  • Maraina
Raha izay ela izay, dia tokony ho efa mpampianatra ianareo, kanefa dia mbola mila hampianarina indray ny abidim-pahalalana momba ireo Tenin'Andriamanitra. Ronono no mbola ilainareo, fa tsy ventin-kanina. Fa izay rehetra mivelona amin-dronono dia zaza ihany, ka tsy mbola mahatsapa ny zavatra diso sy marina. HEBREO 5:12-13 (DIEM)

  • Antoandro
Ary tsy ketraka izahay; fa na dia mihalevona aza ny tœtray ivelany, dia havaozina isan'andro isan'andro kosa ny tœtray anatiny. 2 KORINTIANA 4:16

  • Alina
Anomezo voninahitra an'Andriamanitra ny fanananao, sy izay voaloham-bokatrao rehetra. OHABOLANA 3:9 (KATÔLIKA)