- Maraina
Fa hahazo hery ianareo rehefa hilatsahan'ny Fanahy Masina, ka ho vavolombelona hanambara Ahy eto Jerosalema sy eran'i Jodea mbamin'i Samaria ary hatrany amin'ny faran'ny tany. ASAN'NY
APOSTOLY
1:8 (DIEM)
- Antoandro
Anaka, atolory Ahy ny fonao, ary aoka ny masonao ho faly mijery ny lalako. OHABOLANA
23:26
- Alina
Misy mangina satria tsy mahita havaly; misy mangina satria mahalala fa izany no mety. SIRÀKA
20:6 (KATÔLIKA)