mercredi 4 juillet 2012

Aim-panahy isan'andro

  • Maraina
Raha ny Fanahy Masina tokoa no manome aina antsika, dia aoka hizotra araka ny fanentanan'ny Fanahy Masina koa isika. GALATIANA 5:25 (DIEM)

  • Antoandro
Aza manaraka ny fanaon'izao tontolo izao; fa miovà amin'ny fanavaozana ny saina, hamantaranareo ny sitrapon'Andriamanitra, dia izay tsara sady ankasitrahana no marina. ROMANA 12:2

  • Alina
Ianareo no vavolombeloko, tenimarin'ny Tompo izany, ianareo no mpanompoko, izay nofidiko. IZAIA 43:10A (KATÔLIKA)