mardi 3 juillet 2012

Aim-panahy isan'andro


  • Maraina

Tahaka ny zaza vao teraka ianareo ka irio fatratra ilay ronono madio, izany hoe ny tenin'Andriamanitra, mba hitomboanareo amin'izany ka hahazoanareo famonjena. 1 PETERA 2:2 (DIEM)
  • Antoandro

Amorony fo madio aho, Andriamanitra ô; ary havaozy hiorina marina ny fanahiko ato anatiko. SALAMO 51:10
  • Alina

Ny Tompo niredaredam-pitiavana ny taniny ka dia nitsimbina ny vahoakany. JÔELA 2:18 (KATÔLIKA)