LIOKA 22:70 (DIEM) ; FILIPIANA 2:14-15 ; Rômanina 8:31b (Katôlika)
Koa Ianao ve izany no ilay Zanak'Andriamanitra? Dia novalian'i Jesoa hoe: Voalazanareo fa Izaho no Izy. LIOKA 22:70 (DIEM)
"Ataovy ny zavatra rehetra amin'ny tsi-fimonomononana sy ny tsi-fisalasalana, mba ho tsy manan-tsiny sady tsy misy fitaka ianareo, dia zanak'Andriamanitra tsy manana adidy eo amin'ny firenena meloka sy maditra, izay isehoanareo tahaka ny fanazavana eo amin'izao tontolo izao" FILIPIANA 2:14-15
"Raha Andriamanitra no momba antsika, iza no hahatohitra antsika?" Rômanina 8:31b (Katôlika)