samedi 16 juin 2012

DANIELA 12:2 (DIEM) ; SALAMO 60:12 ; Kôlôsianina 4:2 (Katôlika)

  • Maraina
Ary olona marobe izay matory ao amin'ny vovoka ao am-pasana no hifoha: NY SASANY HO AMIN'NY FIAINANA MANDRAKIZAY ary NY SASANY HO AMIN'NY HENATRA SY NY ZAVA-MAHATSIRAVINA MANDRAKIZAY. DANIELA 12:2 (DIEM) 

  • Antoandro
"Andriamanitra no haherezantsika; fa Izy no hanitsakitsaka ny fahavalontsika." SALAMO 60:12 


  • Alina
"Mahareta amin'ny fivavahana; ataovy amim-piambenana sy fisaorana izany." Kôlôsianina 4:2 (Katôlika)