1 JOHANY 4:15 (DIEM) ; JAONA 8:11 ; Kôlôsianina 1:2 (Katôlika)
Na iza na iza manaiky an'i Jesoa ho Zanak'Andriamanitra, dia mitoetra ao anatiny Andriamanitra ary izy ao anatin'Andriamanitra. 1 JOHANY 4:15 (DIEM)
"Izaho koa dia tsy manameloka anao; mandehana, ary amin'izao sisa izao dia aza manota intsony" JAONA 8:11
"Olo-masina ianareo sady mpiray tampo ara-pinoana ao amin'i Kristy Jesoa." Kôlôsianina 1:2 (Katôlika)