HAMOSA 4:12 (DIEM); Deoteronomia 31:6 ; 1 Joany 2:3 (Katôlika)
HAMOSA 4:12 (DIEM) Miomana ianao hihaona amin'Andriamanitrao.
"Mahereza sy matanjaha; aza matahotra na manahy azy; fa Jehovah Andriamanitrao no miara-mandeha aminao; tsy handao anao na hahafoy anao Izy." Deoteronomia 31:6
"Ary izao no ahafantarantsika fa mahalala an'Andriamanitra isika, dia raha mitandrina ny didiny isika." 1 Joany 2:3 (Katôlika)